60 ans ça se fête et ça se chante !

Oct 30, 2019Message0 commentaires

Cette année, la FPMA (Église Protestante Malgache de France) célèbre ses 60 ans d’existence. Pour la célébration de ce jubilé, un hymne a été composé : EKEO AMIN’NY FAHALEMEM-PANAHY (Jak. 1, 21b). C’est en 1959, lors du synode de Villemétrie que fut officiellement créée l’Église FPMA. Toutefois, la création des premières paroisses remonte aux années 40, par des militaires ayant participé à la deuxième guerre mondiale, faisant de la FPMA l’aînée des Églises Malgaches en France.

EKEO AMIN’NY FAHALEMEM-PANAHY (Jak. 1, 21b)

1- Misaotra Anao, Andriamanitra ô,
« Misaotra Anao » no hira ataonay
Fa enim-polo taona ny Fiangonanao :
Natsanganao, nampaherezinao.

Fiverenana :
Ny Sitrapon’ny Tompo manambara :
Ekeo amin’ny fahalemem-panahy
Ny Teny izay nambolen’ny Tomponao
Fa mahavonjyny fanahinareo.
« Ekeo amin’ny fahalemem-panahy
Ny Teny nambolena mahavonjy ».

2- Miandrandra Anao izahay vahoakanao,
Tafio hery ny Fiangonanao
Hitory ny Filazantsaranao,
Hiasa, hampanaiky ny finoana Anao.

3- Ny fahamarinanao dia ampy,
Ny fahamasinanao koa hanampy,
Ny Voninahitrao miezinezina,
Mamirapiratra no herinay.

 

Gradon, FPMA 2ème semestre 2019

N’oubliez pas de nous suivre sur nos différents Réseaux Sociaux. N’hésitez pas à vous abonner à notre page Facebook, à notre compte Instagram ou à notre chaîne Youtube.

DERNIERS ARTICLES

Fifidianana Filoha sy Filoha mpanampy – 14 Jona 2020

Miarahaba antsika Mpandray ny Fanasan'ny Tompo eto amin'ny Fpma Réunion amin'ny anaran'ny Tompo ny komity ny tafo izay nivory maika anio Alarobia 27 Mey 2020. "Hoy i Jesoa : Tsy ianareo no nifidy Ahy fa Izaho no nifidy anareo" Jaona 15. 16 Araka ny antso teo amin'ny...

Fanompoam-pivavahana Pentekosta 31 Mey 2020

Miarahaba antsika rehetra amin'ny anaran'ny Tompo Jesoa ny komity ny tafo Fpma Réunion izay nivory maika anio Alarobia 27 Mey 2020. Hoy ny Tenin'Andriamanitra : "Fa ny fahaizana mandamina tsara no entonao miady, Ary raha maro ny mpanolo-tsaina, dia misy famonjena."...

Remerciement Pastoral d’après confinement

" Chers amis Un grand merci pour votre dévouement et vos engagements pour les réalisations techniques de ces cultes de confinement : traductions, montage de vidéo,... Un grand merci aussi à toutes les sections, les diacres et les paroissiens pour les vidéos du culte,...
Share This
M